Culte

Prélude – zava-maneno (Miditra ireo Mpitarika, mitsangana ny Fiangonana)

Mpitarika  : Amin’ny anaran’ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina.

Fiangonana : Amena


Fiarahabàna Apôstôlika – Salutation Apostolique
Fanatonana – Fiderana – Louange
Fiantsoana ny anaran’Andriamanitra – Invocation




«Miderà an’i Jehovah, fa tsara Izy; Eny, mandrakizay ny famindram-pony. Aoka ny Isiraely hanao hoe: Mandrakizay ny famindram-pony. Aoka ny taranak’i Arona hanao hoe: Mandrakizay ny famindram-pony. Aoka izay matahotra an’i Jehovah hanao hoe: Mandrakizay ny famindram-pony. Hidera Anao aho, fa efa namaly ahy Hianao Ka efa famonjena ahy. Ny vato izay nolavin’ny mpanao trano No efa tonga fehizoro Indrindra. Avy tamin’i Jehovah izany Ka mahagaga eo imasontsika. (Salamo)

«Louez l’Éternel, car il est bon, Car sa miséricorde dure à toujours! Qu’Israël dise: Car sa miséricorde dure à toujours! Que la maison d’Aaron dise: Car sa miséricorde dure à toujours! Que ceux qui craignent l’Éternel disent: Car sa miséricorde dure à toujours! Du sein de la détresse j’ai invoqué l’Éternel: L’Éternel m’a exaucé, m’a mis au large. Je te loue, parce que tu m’as exaucé, Parce que tu m’as sauvé. La pierre qu’ont rejetée ceux qui bâtissaient Est devenue la principale de l’angle. C’est de l’Éternel que cela est venu: C’est un prodige à nos yeux. (Psaumes‬)


Vavaka fiderana – Prière d’Adoration


Vavaka fiaiken-keloka – Conféssion des péchés


Ry Andriamanitra Tompo Ray ao an-danintra ô ! mamindrà fo aminay !

Ry Jesosy Tompo mpamonjy izao tontolo izao ! mamindrà fo aminay !

Ry Fanahy Masina Tomponay mpampionona ô ! mamindrà fo aminay !

Teny famelan-keloka – Pardon des péchés

(mitsangana)


Ry havana malala, ho antsika izay nibebaka marina tokoa dia henoy ka raiso amin’ny fifaliana sy amin’ny fanantenana eo am-pitsanganana ny famelan-keloka atolotr’Andriamanitra.

Hiara-mitsangana isika.

«Nitondra ny aretintsika tokoa Izy sady nivesatra ny fahoriantsika; kanjo isika kosa nanao azy ho nokapohina sy nasian’Andriamanitra ary nampahorina. Nefa Izy dia voalefona noho ny fahadisoantsika sy notorotoroina noho ny helotsika, ny fampijaliana nahazoantsika fihavanana no namelezana Azy; ary ny dian-kapoka taminy no nahasitranana antsika. Isika rehetra dia samy efa nania tahaka ny ondry, samy efa nivily ho amin’ny lalantsika avy isika rehetra; ary nataon’i Jehovah nihatra taminy avokoa ny helotsika rehetra.

Voavela ny helokareo noho’ny Anarany Masina ! Miderà ny Tompo !

«Cependant, ce sont nos souffrances qu’il a portées, C’est de nos douleurs qu’il s’est chargé; Et nous l’avons considéré comme puni, Frappé de Dieu, et humilié. Mais il était blessé pour nos péchés, Brisé pour nos iniquités; Le châtiment qui nous donne la paix est tombé sur lui, Et c’est par ses meurtrissures que nous sommes guéris. Nous étions tous errants comme des brebis, Chacun suivait sa propre voie; Et l’Éternel a fait retomber sur lui l’iniquité de nous tous.»

Vos péchés vous son pardonnés par son saint Nom ! Louez le Seigneur !


Ny Fiangonana :
“Sambatra ny olona izay voavela ny helony sy voasarona ny fahotany. Sambatra ny olona izay tsy isan’i Jehovah heloka ary tsy misy fitaka ny fanahiny”. Amena (Sal 32 :1,2)

Fankalazàna


Mpitarika: Voninahitra ho any amin’ny avo indrindra ho an’Andriamanitra

Fiangonana : Ary fiadanana ho ety ambonin’ny tany amin’ny olona ankasitrahany


Zava-maneno – Interlude


Famakiana ny Tenin’Andriamanitra – Lecture de la Bible


Vavaka hampahazava ny Teny – Prière d’illumination


Fiangonana: hisaorana anie ny Tompo noho ny filazantsara


Fotoanan’ny Ankizy


TORITENY – PRÉDICATION


Feon-javamaneno sy vavaka mangina


Fanekem-pinoana


Vaovaon’ny Fiangonana


Fanatitra – Offrande


Fanolorana ny rakitra :



Fandraisana ny fanasàn’ny Tompo (Sainte Cène)


Mpitarika : Asandrato ny fonareo ho eo amin’ny Tompo

Fiangonana : Asandratray ny fonay ho eo amin’ny Tompo

Mpitarika : Aoka ho derain-tsika ny Tompo Andriamanitra

Fiangonana : Mendrika ho deraina Izy


Vavaka fanombohana (Préface)



Antema 1 : Masina ! Masina ! Masina ! Jehovah Tompo, feno ny voninahitrao izao rehetr’izao, ry Tompo ô, amen.


Teny Fanorenana (Institution)


« Le soir venu, Jésus se mit à table avec les douze. Pendant le repas, il prit du pain et, après avoir rendu grâces, il le rompit et le leur donna en disant : “Prenez, mangez, ceci est mon corps.” Ayant aussi pris la coupe et rendu grâces, il la leur donna en disant : “Buvez-en tous, car ceci est mon sang, le sang de l’alliance qui est répandu pour la multitude, pour le pardon des péchés. Je vous le dis, désormais, je ne boirai plus de ce fruit de la vigne jusqu’au jour où je le boirai, nouveau, avec vous, dans le Royaume de mon Père. »

Vavaka Fahatsiarovana (Anamnèse)

Fangatahana ny Fanahy Masina (Epiclèse)

Fraction du pain et Elévation de la coupe

« Le pain que nous rompons est communion au corps du Seigneur Jésus-Christ;

La coupe de bénédiction que nous bénissons est communion au sang du Seigneur Jésus-Christ. »

Vavaka fanetren-tena :

Tompo ô  ! Tsy mendrika hatao hoe zanakao aho.

 Tompo ô  ! Tsy mendrika ny hidiranao ao ambany tafotranoko aho.

Tompo ô  ! Tsy mendrika ny hitsimpona izay sombitsombiny latsaka avy amin’ny latabatrao akory aho.

Kanefa hoy Ianao hoe «  Izay manatona Ahy dia tsy mba ho laviko mihitsy  » Amena

Seigneur, je ne suis pas digne d’être appelé ton enfant. (Luc 15.21)

Seigneur, je ne suis pas digne que tu entres sous mon toit  (Mat 8.8)

Seigneur, je ne suis pas digne de ramasser les miettes qui tombent de ta table. (Mar 7.28)

Mais Tu dis Seigneur : « Celui qui vient à moi, je ne le mettrai pas dehors. » (Jean 6.37) Amen

FANDRAISANA (Communion)


Aorian’ny Fandraisana :


VAVAKA FISAORANA SY FANGATAHANA – INTERCESSION

TSODRANO – BÉNÉDICTION

Fanirahana – Envoi

Mpitarika : Voninahitra ho an’Andriamanitra Izay hatramin’ny taloha indrindra ka ho mandrakizay. Mandehàna amin’ny fiadànana, ka manompoa ny Tompo amin’ny fifaliana

Fiangonana : Amin’ny anaran’ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina, AMENA

Feon-java-maneno firavana – Postule


Reçois l’adoration

Reçois l’adoration
Tu es le Roi de gloire,
Notre victoire,
Digne es-tu Seigneur, Emmanuel. (x2)

Dieu de lumière élevé dans les cieux,
Rempli de grâce et de paix.
Environné de louange et de feu,
Gardien de l’éternité.
Pourquoi quitter ce palais de bonheur
Pour un sentier de misère,
Par quel amour les chemins de ton cœur
Ont su trouver nos prières

Reçois l’adoration
Tu es le Roi de gloire,
Notre victoire,
Digne es-tu Seigneur, Emmanuel (x2)

De cette foi que ton cœur a montré,
Je veux puiser mon secours.
Sur le chemin que ta vie a tracé
Je marcherai chaque jour.
Garde mes yeux des attraits de ce monde,
Garde-moi près de la croix.
En ce lieu saint où mon âme est féconde
D’humilité et de joie.

Reçois l’adoration
Tu es le Roi de gloire,
Notre victoire,
Digne es-tu Seigneur, Emmanuel (x2)

Emmanuel ! Emmanuel !
Emmanuel ! Emmanuel !


Tano mafy aho Jeso

Eto Aminao,fialofako
Tsisy ahiahy,fa Tokiko
Ny sandrinao,

Tano mafy aho Jesosy
Tehirizo hitoetra
Anao aho ka fihino
Hifikitra Aminao (x2)

Andevon'ny ota aho, nafahanao
Tonga mpanompo, fahamarinana
Hanompo Anao

Tano mafy aho Jesosy
Tehirizo hitoetra
Anao aho ka fihino
Hifikitra Aminao (x2)
Hatrizay dia tsy mba nandao ahy
Fa teto Amiko foana
Jesosy, haneho isan'andro
Fa tia ahy, fa tia ahy

Tano mafy aho Jesosy
Tehirizo hitoetra
Anao aho ka fihino
Hifikitra Aminao (x5)

Hifikitra, Hifikitra
Hifikitra Aminao


A Dieu soit la gloire

A Dieu soit la gloire
Pour son grand amour
Car de sa victoire
S’est levé le jour

Jesus à ma place
Est mort sur la croix
Il donne sa grâce
A celui qui croit

Gloire à Dieu !
Gloire à Dieu !
Terre, écoutez sa voix !
Gloire à dieu!

Gloire à Dieu !
Monde, réjouis-toi !
Oh ! Venez au Père,
Jésus est vainqueur ;
que toute la terre
chante en son honneur !
La foi l’espérance
Ont chassé la peur
Une paix immense
Remplit notre cœur

Selon sa promesse
Jesus changera
Deuil en allégresse
Quand il reviendra

Gloire à Dieu !
Gloire à Dieu !
Terre, écoutez sa voix !

Gloire à Dieu !
Gloire à Dieu !
Monde, réjouis-toi !
Oh ! Venez au Père,
Jésus est vainqueur ;
que toute la terre
chante en son honneur !



Le Seigneur nous a aimé

1.Le Seigneur nous a aimés 
Comme l'on n'a jamais aimé.
Il nous guide chaque jour
Comme une étoile dans la nuit.
Quand nous partageons le pain,
Il nous donne son amour.
C'est le pain de l'amitié, le pain de Dieu.

Refrain :
C'est mon corps,
prenez et mangez
C'est mon sang,
prenez et buvez,
Car je suis la vie
et je suis l'amour.
O Seigneur emporte-nous dans ton séjour !

2. Le Seigneur nous a aimés
Comme l'on n'a jamais aimé.
Pour les gens de son village,
C'était le fils du charpentier.
Il travailla de ses mains
Comme l'ont fait tous ses voisins.
Il connut le dur labeur de son métier.

3. Le Seigneur nous a aimés
Comme l'on n'a jamais aimé.
Son amour était si grand,
Qu'il en mourut sur une croix.
Son amour était si fort,
Qu'il triompha de la mort.
Il sortit de son tombeau libre et vainqueur.
Seigneur emporte-nous dans ton séjour !

4. Le Seigneur nous a aimés
Comme l'on n'a jamais aimé.
Il rassemble tous les hommes
Et les fais vivre de sa vie ;
Et tous les chrétiens du monde
Sont les membres de son corps
Rien ne peut les séparer de son amour.


Androany aloha

Raha hitanao hoe miramirana aho
Tsy hoe tsisy raha manahirana aho
Fa ilay Raiko ao ambony ao e
Izy anie manapaka e
Izao rehetra izao e

Ka n’inon’inona hitranga e
Ny zava-drehetra miara-miasa e
Ny mahasoa no tadiaviny
Inona ary no antony tsy hiderako e

Refrain:
Ka androany aloha dia
Midera, midera, midera
Androany aloha manitatra ny fanjakanao
Ny ampitso hanahy ny azy e
Fa androany aloha dia hidera Anao aho
Jesosy ô


Izaho anie manana Dada e
Mamonjy ahy anaty ady e
Mikarakara tsy mba reraka
Mahavita ahy tanteraka
Ary adidiny aho e

Bridge:
Asandratray Jesosy e
Amin’ny avo indrindra
Ny manda rehetra rava
Mirodana
Ary ny tendrombohitra mietry
Mikisaka rehefa asandratray Jesosy, Jeso
Misandrata Jesosy ô
Misandrata Jesosy ô
Misandrata Jesosy ô
Misandrata Jesosy ô
E, e, e, ooh


Andriamanitra mahery

Andriamanitra mehery ny Andriamanitray e
Fa potika ny fahotana nanaovany azy
Azon'ny ny fandresena mandrakizay e
Fahefana atolory Azy eh, 
Fanajana no mendrika Azy
 
Andriamanitra fitiavana
Izy no Tompon'ny tafika arahinay
Andriamanitra fitiavana
Izy no lohan'ny faneva hisoroanay
 
Ankalazaina ny anaranao
Ambonin'izao rehetra izao
Ho ren'ny tany aman-danitra
Jesosy Tompon'ny lanitra
 
Andriamanitra mahery ny Andriamanitray e
Fa na ny fasana aza tsy nahatazona Azy
Nitsangana ho velona mandrakizay e
Fahefana atolory Azy e
Fanajana no mendrika Azy


109 – Nahafoy ny aiko Aho

1. Nahafoy ny aiko Aho
Hanavotako anao.
Ka nalatsako ny rako,
Nisoloako anao.
He! ny aiko no nomeko
Ry mpanota very e!
Aiza izay afoinao re
Mba ho Ahy Tomponao?

2. Lapan-dRaiko ao ambony,
Voninahi-dehibe,
No nilaozako hamonjy
Sy hanafa-doza anao,
‘Zay voafitaky satana
Sy nozoin-doza be;
Aiza izay afoinao re
Mba ho Ahy Tomponao?


141 – Efa resy izao na dia ny fasana aza

1. Efa resy izao
na dia ny fasana aza,
Ka asandrato re
ny hira sy ny feo,
Jesosy nampikoy
Lay rafy ‘zay nandoza,
Ry fahafatesana ô!
Aiza moa ny herinao?

2. Lasa ilay tahotrao,
ry foko ‘zay malemy,
Fa torotoro ‘zao
ny fahavalonao,
Tsy nahatohitra
ny sandrin’i Jesosy;
Ry fahafatesana ô!
Aiza moa ny herinao?

3. Efa lasa tokoa
ny ozona rehetra,
Nasehon’i Jeso,
miharihary izao,
Ny fitiavany
izay tsy misy fetra.
Ry fahafatesana ô!
Aiza moa ny herinao?


142 – Tafatsangana tokoa



1. Tafatsangana tokoa
Haleloia
Jeso Kristy Tompo soa !
Haleloia
Maty nefa velona !
Haleloia
Mihirà ry olona !
Haleloia

2. Foana ny fasana
Haleloia
Indro, Jeso velona !
Haleloia
Toky tsy mamitaka
Haleloia
Mihirà ry olona !
Haleloia

3. Andro lehibe tokoa,
Haleloia
Andro fihobiana,
Haleloia
Afaka ny tahotra !
Haleloia
Mihirà ry olona !
Haleloia

4.Haja, laza, aterinay !
Haleloia
Jeso ô, Mpanjakanay,
Haleloia
Raiso re ny saotranay
Haleloia
Raiso koa ny tenanay !
Haleloia


254 – Avia, ry mangetaheta ô


3. Jesosy Tompo no nanolotra
Ny rany masina ho avotra !
Izany raiso mba ho tanjaka
Sy toky ho anao, ry reraka !
Ry mpivahiny sasatra ao am-po,
Avia re, ka manaràna fo !


266 – Ry Jeso Tompo, Ianao


1. Ry Jeso Tompo, Ianao Isaorako tokoa izao ;
Ny ranao sy ny tenanao No nihinanako izao !

2. Ry foko faly ambarao Ny soa azonao izao !
Jesosy monina ao am-po, Endrey ny hafaliako !

VAVAKA


Acte des apôtres

34 Alors Pierre, ouvrant la bouche, dit: En vérité, je reconnais que Dieu ne fait point acception de personnes,

35 mais qu’en toute nation celui qui le craint et qui pratique la justice lui est agréable.

36 Il a envoyé la parole aux fils d’Israël, en leur annonçant la paix par Jésus Christ, qui est le Seigneur de tous.

37 Vous savez ce qui est arrivé dans toute la Judée, après avoir commencé en Galilée, à la suite du baptême que Jean a prêché;

38 vous savez comment Dieu a oint du Saint Esprit et de force Jésus de Nazareth, qui allait de lieu en lieu faisant du bien et guérissant tous ceux qui étaient sous l’empire du diable, car Dieu était avec lui.

39 Nous sommes témoins de tout ce qu’il a fait dans le pays des Juifs et à Jérusalem. Ils l’ont tué, en le pendant au bois.

40 Dieu l’a ressuscité le troisième jour, et il a permis qu’il apparût,

41 non à tout le peuple, mais aux témoins choisis d’avance par Dieu, à nous qui avons mangé et bu avec lui, après qu’il fut ressuscité des morts.

42 Et Jésus nous a ordonné de prêcher au peuple et d’attester que c’est lui qui a été établi par Dieu juge des vivants et des morts.

43 Tous les prophètes rendent de lui le témoignage que quiconque croit en lui reçoit par son nom le pardon des péchés.

1Corinthiens 5.6-8

C’est bien à tort que vous vous glorifiez. Ne savez-vous pas qu’un peu de levain fait lever toute la pâte?

Faites disparaître le vieux levain, afin que vous soyez une pâte nouvelle, puisque vous êtes sans levain, car Christ, notre Pâque, a été immolé.

Célébrons donc la fête, non avec du vieux levain, non avec un levain de malice et de méchanceté, mais avec les pains sans levain de la pureté et de la vérité.

Jean 20. 1-9

01 Le premier jour de la semaine, Marie Madeleine se rend au tombeau de grand matin ; c’était encore les ténèbres. Elle s’aperçoit que la pierre a été enlevée du tombeau.

02 Elle court donc trouver Simon-Pierre et l’autre disciple, celui que Jésus aimait, et elle leur dit : « On a enlevé le Seigneur de son tombeau, et nous ne savons pas où on l’a déposé. »

03 Pierre partit donc avec l’autre disciple pour se rendre au tombeau.

04 Ils couraient tous les deux ensemble, mais l’autre disciple courut plus vite que Pierre et arriva le premier au tombeau.

05 En se penchant, il s’aperçoit que les linges sont posés à plat ; cependant il n’entre pas.

06 Simon-Pierre, qui le suivait, arrive à son tour. Il entre dans le tombeau ; il aperçoit les linges, posés à plat,

07 ainsi que le suaire qui avait entouré la tête de Jésus, non pas posé avec les linges, mais roulé à part à sa place.

08 C’est alors qu’entra l’autre disciple, lui qui était arrivé le premier au tombeau. Il vit, et il crut.

09 Jusque-là, en effet, les disciples n’avaient pas compris que, selon l’Écriture, il fallait que Jésus ressuscite d’entre les morts.

Izaho mino an’Andriamanitra tokana / Ray Tsitoha / nahary ny lanitra sy ny tany ary ny zavatra rehetra, na hita na ny tsy hita.

Izaho mino an’i Jesoa Kristy Tompo tokana / Zanaka lahitokan’ Andriamanitra / teraky ny Ray talohan’izao rehetra izao.

Andriamanitra avy amin’ny Andriamanitra / Fahazavana avy amin’ny Fahazavana /Andriamanitra marina avy amin’Andriamanitra marina / nateraka  fa tsy natao / iray fomba amin’ny Ray / Izy no nahariana izao rehetra izao / nidinina avy any an-danitra ho antsika olombelona sy ho famonjena antsika /

ary tonga nofo tao amin’i Maria Virijiny noho ny herin’ny Fanahy Masina / ka tonga olombelona / nohomboana tamin’ny hazofijaliana ho antsika tamin’ny andron’ny Pontio Pilato / nijaly ary nalevina /

Nitsangana velona tamin’ny andro fahatelo araka ny Soratra Masina / niakatra any an-danitra / mipetraka eo an-kavanan’ny Ray / ary ho avy indray amim-boninahitra hitsara ny velona sy ny maty  / ka tsy hanam-pahataperana ny Fanjakany / Izaho mino ny Fanahy Masina Tompo sy Mpamelona avy amin’ny Ray sy ny Zanaka / itsaohana sy omem-boninahitra miaraka amin’ny Ray sy ny Zanaka / ary niteny tamin’ny vavan’ny mpaminany /

Izaho mino ny Fiangonana iray / Masina, manerana izao rehetra izao, araka ny fanorenan’ny Apostoly /

Izaho manaiky Batisa iray ho famelan-keloka / ary miandry ny fitsanganan’ny maty sy ny fiainana ho avy.  

Amena

Je crois en un seul Dieu, le Père tout-puissant,

Créateur du ciel et de la terre,  de l’univers visible et invisible.

Je crois en un seul Seigneur,  Jésus Christ, le Fils unique de Dieu, né du Père avant tous les siècles 

Il est Dieu, né de Dieu, lumière, née de la lumière,

vrai Dieu, né du vrai Dieu,

engendré, non pas créé, de même nature que le Père, et par lui tout a été fait.

Pour nous les hommes, et pour notre salut,

il descendit du ciel ; par l’Esprit Saint,

il a pris chair de la Vierge Marie, et s’est fait homme.

Crucifié pour nous sous Ponce Pilate,

il souffrit sa passion et fut mis au tombeau.

Il ressuscita le troisième jour,

conformément aux Ecritures, et il monta au ciel ;

il est assis à la droite du Père.

Il reviendra dans la gloire, pour juger les vivants et les morts ;

et son règne n’aura pas de fin.

Je crois en l’Esprit Saint, qui est Seigneur et qui donne la vie ;

il procède du Père et du Fils ; avec le Père et le Fils,

il reçoit même adoration et même gloire ;

il a parlé par les prophètes.

Je crois en l’Eglise, une, sainte, catholique et apostolique.

Je reconnais un seul baptême pour le pardon des péchés.

J’attends la résurrection des morts et la vie du monde à venir.  

Amen.