- Cet évènement est passé.
culte presentiel
mai 25 @ 10:30 – 12:00

Alahady Fetin’ny Reny
«Mitandrina tsara ny ataon’ny ankohonany izy Ary tsy homana ny mofon’ny fahalainana. Ny zanany mitsangana ka midera azy hoe sambatra; Ny lahy koa mitsangana ka midera azy hoe: Maro no zazavavy nanao soa, Fa ianao manoatra noho izy rehetra »
«Elle veille sur ce qui se passe dans sa maison, Et elle ne mange pas le pain de paresse. Ses fils se lèvent, et la disent heureuse; Son mari se lève, et lui donne des louanges: Plusieurs filles ont une conduite vertueuse; Mais toi, tu les surpasses toutes.»

