Derniers Évènements passés

Edito

FIANGONANA PROTESTANTA MALAGASY ORIMBATON’NY FINOANA (FPMOF) ÉGLISE PROTESTANTE MALGACHE ÉDIFIÉE PAR LA FOI Ry Fiangonana malala, « Ampitomboina mandrakariva eo amintsika anie ny fahasoavana avy amin’i Jesosy Kristy Tompontsika velona, sy ny fitiavan’Andrimanitra Ray ary ny firaisana amin’ny Fanahy Masina. » Amen Faly manolotra ny arahaba ombam-pirariantsoa ho anareo rehetra mitsidika ity tranokalan’ny Fiangonana Protestanta...