Derniers Évènements passés

Toriteny

« Ny « harena » tsy enti-manompo an’i Jesosy Tompo dia tsy mahasoa ary mampidi-doza amin’ny tompony. » Ry Fiangonana malala ! ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy @n’Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo. Amen   Ity teksta anjarantsika anio ity, Lioka 16:19-31, izay novakian’ny mpanompon’Andriamanitra teo dia maro no mahafantatra azy nefa vitsy ny...