Derniers Évènements passés

Ankatoky ny fandraisana

Alahady 29 OKTOBRA 2023  ANKATOKA / FÊTE DE LA REFORMATION  DE 15H30 A 17H30 “Tiava an’i Jehovah Andriamanitrao (…) Ary Tiava ny namanao.” Matio 22 :37,39 « Tu aimeras le Seigneur, ton Dieu,(…) ET Tu aimeras ton prochain » Matthieu 22 :37,39 Perikopa = Psaumes 18 / Exodes 22 :20-26 / 1 Thess 1 :5-10 / Matthieu 22 :34-40

Ankatoky ny fandraisana

Ry Fiangonana malala ! Amin’ny anaran’i Jesosy Kristy Tompontsika, Lohan’ny fiangonana, no anolorako anareo amim-pifaliana ny programa harahintsika mandritra ity taona 2023 ity ho Fiaraha-mandinika Soratra Masina ho fitaizam-panahy ho amin’ny Ankatoky ny fandraisana.   Araka izany, akoatran’ny fanampahan-kevitra ny amin’ireo raharaha aroson’ny mpihevi-draharahan’ny fiangonana, dia ny fanomanam-panahy no zava-dehibe ataontsika amin’ny fotoanan’ny Ankatoka amin’ny alàlan’ny...

Ankatoky ny fandraisana

ANKATOKY NY FANDRAISANA Lohahevitra: Ny mahafaly ny Tompo no katsaho ary ny voninahitry ny Tompo no banjino. Pasteur Alain RAZAFINDRATSIMBA I- Fampidirana: Ity no fiaraha-mandinika Soratra Masina farany iarahantsika amin’ity taona 2022 ity, ho amin’ny ankatoky ny fandraisana, hanomanantsika ny fo amam-panahintsika mba ho mendrika ny fanasan’I Jesosy Kristy amin’ny fiarahana latabatra aminy. Hivavaka isika:...