PERIKOPA
PERIKOPA 2023












PERIKOPA 2022
PROGRAMMA FANOMPOAM-PIVAVAHANA VOLANA septembre 2022
Alahady 4 septembre 2022 = culte de rentrée présentiel avec Sainte-Cène à 14h30
« Ary toy izany koa ianareo rehetra, izay tsy mahafoy izay rehetra anananareo, dia tsy azo
ekena ho mpianatro. “ Lioka 14:33
Perikopa = Salamo 90; Ohabolana 8:32-36; Filemona 9-17; Lioka 14:25-33
Alahady 11 septembre 2022 = Fitsangatsanganana & culte en plein air
“Avia hiara-mifaly amiko(…), fa mety ny mifaly sy miravoravo; fa efa maty izy fa velona indray, fa
efa maty fa hita indray” Lioka 15:6,9,32
Perikopa = Salamo 51; Eksodosy 32:7-14; 1 Timoty 1:12-17; Lioka 15:1-32
Alahady 18 septembre 2022* = culte à distance à 15h30; Alahady ny fianakaviana,
« Aoka ny mamona tsy marina ho entinareo mahazo sakaiza (…) » Lioka 16 :9
Perikopa = Salamo 113 ; Amosa 8 :4-7 ; 1 Timoty 2 :1-8 ; Lioka 16 :1-13
Alahady 25 septembre 2022 = culte à disatance ; Alahady ny ankatoka,
« Manana an’i Mosesy sy ny mpaminany izy, aoka hihaino ireo izy” Lioka 16:29
Perikopa = Salamo 146; Amosa 6:1-7; 1 Timoty 6: 11-16; Lioka 16:19-31
Gutentor Advanced Text




